Teny iditra | 1 menavazana |
Singan-teny | 2 mena, vazana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] old soldiers |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] anciens combattants, vétérans |
Ohatra |
7 Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato. [2.472] |
Mpanahaka | 8 bekotromaroholatra |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |