Teny iditra mena ambanin' ny mena
Singan-teny mena ; ambany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona manam-pahefana izay mbola ambanin' ny manam-pahefana hafa indray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/30