Teny iditra | 1 menaky ny aina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#978] Graisse de ma vie. Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrés. |
Ohatra |
5 [2.643#144] Tsy maintsy ny azy, satria menaky ny ainy aho 6 [2.131] izy no menaky ny aina / ary tiana hoatra ny tena / ny zanaka no mampifenofeno 7 [1.281] Sakafo tapa-kibo lava sy akanjo rovidrovitra no mba hany tratry ny heriny nomena ireto menaky ny aina |
Singan-teny | 8 menaka, aina |
Mpanahaka | 9 silakynyaina, singotrynyaina, vahatrynyaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03 |
![]() |