Teny iditra | 1 Menarahaka |
Singan-teny | 2 mena, rahaka |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [3.1] Renirano. 180 km. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.11] Affluent de la Mananara du Sud (180 km.), qui prend sa source sur le versant ouest de l'Andringitra du Sud, à Lamboany, descend vers le sud-ouest et se joint aux eaux de l'Ionaivo et de l'Itomampy venues du massif du Vohimainty, pour former la Mananara; par sa direction est-sud-est, elle peut être considérée comme l'origine de la Mananara. |
Ohatra |
6 Niala tany Inongy Andriamena ka nifindra tao Ranomena, renirano sampan' i menarahaka ao [2.508#] 7 Io ony io dia « menarahaka », izay mandeha avaratra sy andrefana ary atsimon ' Ivohibe, ka miditra ao atsimon' i Vangaindrano « Mananara » no anarany rehefa tonga any. [1.353#] |
Voambolana |
8 Haitoetany: renirano, farihy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/04 |