|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  menimeny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] eritreritra [1.147#A.17]
4 [Sihanaka] eritreritra [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Tankarana] réflexion profonde [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  7  Filôzôfia
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9  menimeny
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 [Bezanozano] bedibedy, menomenona [2.245#88]
Ohatra  12  Anareo ny tany, menimeny no anay [2.245#88]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20