|
|
|
|

Teny iditra1  miabily
Fototeny  2  abily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao?
5  Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra
6  Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  To be in a base condition. Almost obsolete. [1.2]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20