Teny iditra miadala (adala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
¶ Tia loatra, matimaty: Niadalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy To be simple, unwise, or silly. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Tenir trop à, être passionné pour: Miadalam-bola izy (Il tient trop à l'argent) [Abinal 1888]
Haiendriteny 
miadala
niadala
hiadala
miadalà
Mpanahaka  miadaladala

Teny iditra miadalà (adala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadala [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31