|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miadaladala
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] To be simple, unwise, or silly.
Fototeny  5  adaladala
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  miadala

Teny iditra (2/2)11  miadaladalà
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadaladala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]
Fototeny  15  adaladala

Fivaditsoratra  16  adaladalaim, iadaladalam, miadaladalà, miadaladala

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28