Teny iditra |
miadala
(adala)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana Tia loatra, matimaty: Niadalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be simple, unwise, or silly. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tenir trop à, être passionné pour: Miadalam-bola izy (Il tient trop à l'argent) [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miadala |
Ny lasa : |
niadala |
Ny hoavy : |
hiadala |
Filaza mandidy : |
miadalà |
|
Mpanahaka |
miadaladala |
|
Teny iditra |
miadalà
(adala)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadala
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|