Teny iditra miaiky volana (aiky, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy miaiky fa tsara, mikoy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to agree, to be convinced [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay se laisser convaincre; être d'accord [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31