Teny iditra (1/2) | 1 miambozona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 vozona |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] mitondra (zavatra) eny ambozona |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] to wear or carry about the neck |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3] porter au cou, mettre au cou 12 [1.8] porter autour du cou |
Ohatra |
13 [2.131] Foly manga maro miambozona laingolaingom-paraky maro homana raha laingolaingom-pitia no ho anao aleoko ny ingosoana tsy ho heny ny mandry no ratsy ry tsiana. |
Teny iditra (2/2) | 14 miambozòna |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miambozona [Fitanisana] |
Fototeny | 16 vozona |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fivaditsoratra | 19 iambozonam, miambozona, miambozòna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |