|
|
|
|

Teny iditra1  mianatsimo
Fototeny  2  anatsimo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandeha mankany atsimo
Mampitodika any atsimo: Nolazain' ny ntaolo fa ny mpamosavy no mianatsimo loha
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to go to the south
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] aller vers le sud
Ohatra  7  dia miezaha ialahy mianatsimo ihany ho tazan'ny mpanenjika [2.588#]
8  Hadilanana mianatsimo sy mianavaratra no nahitany an-dRazay [2.324#]
Voambolana  9  Toerana
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mianavaratra, miantsinanana, miankandrefana
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny mianatsimo io

Fivaditsoratra  18  maintimaso, mianatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21