Teny iditra (1/2) | 1 miandranandrana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense). |
Ohatra |
5 [2.996] Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po. |
Fototeny | 6 andranandrana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 miandranandràna |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandranandrana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fototeny | 15 andranandrana |
Fivaditsoratra | 16 iandranandranam, miandranandràna, miandranandrana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27 |
![]() |