Teny iditra |
mianina
(anina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray ¶ Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra ¶ Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahafzana efa azo fa tokony hanitatra ihany [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | to cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged. [Richardson 1885]
|
Endriteny |
|
Ohatra | Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana [Baiboly: 9:002:005/1 Samoela 2:5..]
|
|
Teny iditra |
mianìna
(anina)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianina
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Famaritana frantsay | [Abinal 1888]
|
|