|
|
|
|

Teny iditra1  miantranoa
Fototeny  2  trano
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantrano [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#740]
Ohatra  5  miantranoa aty aminay aký [2.442#]
6  miantranoa re, tompoko, fa aza mandalo tanà-misy havana [1.1]
7  Izao re mba miantranoa, tompoko, aty amin' ny mpanomponareo, mba handry anio alina; [2.996#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny miantranoa io

Fivaditsoratra  9  iantranoam, maroantany, miantranoa, namatorany, namoritana, noramatany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21