|
|
|
|

Teny iditra1  miantsoroka
Fototeny  2  soroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandray ho adidy, miandraikitra: I Bevan no niantsoroka ny fampianarana ny ankizy teto voalohany
Ohatra  5  Ny tontolo ankehitriny dia manaiky an' izao fahasahiana sy fanandramana rehetra izao, rehefa mety ho olona dia samy miantsoroka raharaha manokana avokoa. [1.369#]
6  Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  miantsoroka, nakamositro, namotsirako

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20