|
|
|
|

Teny iditra1  miantsoro-mianotra
Singan-teny  2  miantsorona, mianotra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza resaka na tantara izay miverina kely amin' ny tokony ho nolazaina tany aloha mba hampahazavazava azy kokoa
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny miantsoro-mianotra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17