Teny iditra (1/3) | 1 miasa |
Fototeny | 2 asa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] to work 5 [1.2] to till, to labour In the provinces it means to count. 6 [1.7] to till the soil |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] travailler la terre; travailler |
Ohatra |
8 - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470] 9 Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny miasa io |
Teny iditra (2/3) | 23 miasà |
Fototeny | 24 asa |
Sokajin-teny | 25 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miasa [Fitanisana] |
Ohatra |
26 Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy [1.1] |
Teny iditra (3/3) | 27 miasa |
Fototeny | 28 asa |
Sokajin-teny | 29 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
30 [1.2] sharpened, whetted. |
Fivaditsoratra | 31 asaim, asiam, asima, iasam, maisa, masay, miasà, miasa, samia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |