Teny iditra |
mibabababa
(babababa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa iKoto tamin' ny nanindroman' ny dokotera azy Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian' ny tontakely ny tranom-barony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To scream [1.2, 1.7]
|
| To vociferate, to cry out for help. [1.2]
|
| To cry for help [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Exprimer sa douleur d'une manière bruyante: Nokapohin' ny rainy izy ka nibabababa aoka izany (Frappé par son père il se lamentait étrangement) [1.3]
|
| Pousser de haut cris [1.8]
|
Ohatra | Rasoa mibaby azy avy no mihontsokontsona sy mibabababa tsy mahaleo ny fihetsiny ka mandrara hoe:
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mibabababa |
Ny lasa : |
nibabababa |
Ny hoavy : |
hibabababa |
Filaza mandidy : |
mibabababà |
|
|
Teny iditra |
mibabababà
(babababa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibabababa
|
|