Teny iditra mibeda (beda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misambotraka mamihina amin' ny sandry mba tsy ho afa-mikofoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To seize, to grasp firmly, to grip. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Saisir à bras le corps [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibeda
Ny lasa : nibeda
Ny hoavy : hibeda
Filaza mandidy : mibe
Tovy hevitra mambeda ~ manabeda

Teny iditra mibe (beda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibeda [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20