Teny iditra | 1 mibedibedy |
Fototeny | 2 bedibedy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [1.2] |
Ohatra |
6 Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona.
[2.996]
|
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |