Teny iditra | mibinabina (binabina) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Mivonto somary malemilemy toa mizihitry ny rivotra [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | swollen, puffed up, prominent, protuberant. [Richardson 1885] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |