|
|
|
|

Teny iditra1  mivonto
Fototeny  2 vonto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny
5 Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany
6 Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to swell up, to puff out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 s'enfler [1.8]
9 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13]
Ohatra  10  raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48#126]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  mibokitra, 16  mibonabona, 17  mibontana, 18  mibontsina, 19  mivohitra, 20  mivozihitra, 21  mizihitra
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26