|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibohaka
Fototeny  2  bohaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mibontsina ho ngeza, misavovona be: Mibohaka be ireto sesi-kidoro ireto
Migaragara sy mivaha ho azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#84] Se dilater, se soulever, être élastique ; fig. être prodigue
Ohatra  6  Sao fohy loatra ity tanany, ry Nenibe, hoy ì Voahirana, ndeha hatao ilay mibohaka eto antenantenany. [2.895#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mibohaka io

Teny iditra (2/2)12  mibohaka
Fototeny  13  bohaka
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] to wear the hair in plaits in the manner of the bohaka; to be disheveled, as the hair in mourning. Same as mirakaraka. See raka

Fivaditsoratra  16  habaikom, habokaim, haombika, hobakaim, ikobaham, mahakibo, mibohaka, mihabako, mihaboka, mikobaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02