Teny iditra | 1 mibonaika |
Fototeny | 2 bonaika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitovy amin'ny bonaika ihany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to act mildly, to be gentle, to be bland |
Ohatra |
6 [2.996] fa mamorom-pitaka izy hamelezany izay mibonaika ambonin'ny tany. |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 aikanomby, akombinay, ankiaomby, ikombiana, kamboinay, kombianay, mibonaika, naombikay, nibaikoam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |