Teny iditra (1/2) | 1 midoladola |
Fototeny | 2 doladola |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miraidraika, mirona miankavia miankavanana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to shake or wag (of the head); to reel [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 se balancer, comme la tête en dansant; tituber [1.8] |
Ohatra |
7 Nony teny am-pefiloha mby akaiky ny tanàna izy ireo, dia akory ny horakoraky ny kilonga mpiandry omby nahita azy midoladola ambony posy.
[2.470]
|
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mitihintihina, mitikintikina, midihindihina |
Teny iditra (2/2) | 13 midoladolà |
Fototeny | 14 doladola |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midoladola [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 midalodalo, 19 midoladolà, midoladola |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
![]() |