|
|
|
|

Teny iditra1  midonana-poana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472]
4  Iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana; [2.996]
Singan-teny  5  midonanaka, foana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/14