Teny iditra |
miempaka
(empaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho
[Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to swell and blister [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | être écorché, avoir des ampoules [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Endriteny |
miempaka
| |
niempaka
| |
hiempaka
| |
|
Teny mitovy hevitra | |
Ohatra | Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany. [Andraina: Mitaraina, takila 221]
|
Teny nalaina |
|