|
|
|
|

Teny iditra1  miempaka
Fototeny  2  empaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to swell and blister
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] être écorché, avoir des ampoules
Ohatra  7  Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany. [2.472]
Voambolana  8  Fahasalamana
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Tovy hevitra  12  miempakempaka
Mpanahaka  13  miompaka, mielakelaka, mikoan' ny nahiny, miendaka, misendaka, mihalangalana, misinda, mitakovana, miovaka, mikipaka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny miempaka io

Fivaditsoratra  15  mampaike, mampiake, miempaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21