Teny iditra | 1 mievotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mibontsina ho avoavo, mivohitra noho ny manodidina: Mievotra ny trafon' omby Miaina, miverina amin' ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo nalefitra Mitana toerana ambony: Mievotra io lehilahy io ka mirehareha izaitsizy Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mievotra matetika tzy ka tsy azo itokiana 4 [1.13] misavoana, mitsambikina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#143] to be uneven, to be protuberant, to be convex to withdraw, to retire, to abandon, to recant 6 [1.2#449] to pluck up |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.13] bondir |
Fototeny | 8 evotra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny mievotra io |
Fivaditsoratra | 17 mievotra, voaetrim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/05 |
![]() |