|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mievotra

Ohabolana 1Angady mondro nihadian-tany, ka midofoka ihany, fa tsy mety latsaka. [2.415 #5429]
Angady mondro nihadian-tany: midofitra ihany fa tsy mety latsaka. [2.165 #2169]
Angady mondro nihadian-tany : mifototra ihany, fa tsy mety latsaka. [2.415 #3654]
Angady mondro nihadian-tany : teo ihany fa tsy latsaka. [2.558]
Angady mondro nihadian-tany : teo ihany fa tsy nievotra. [2.558]
Dikanteny frantsayBêche usée dont on se sert pour creuser la terre, elle donne des coups, mais elle ne pénètre plus dans la terre. [2.415 #5429]
Bêche usée qui a servi à creuser la terre : elle frappe fort, mais elle n' entre pas. [2.415 #3654]
Une bêche tout usée ayant servi à labourer la terre: elle frappe fort (jusqu' au manche), mais n' enfonce pas beaucoup. [2.165]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas oublier les bienfaits reçus. [2.415 #5429]
Parce quelle est trop émoussée. [2.165]

Ohabolana 2Bala nahavoa vato ka teo ihany fa nievotra. [2.558 #843]
Bala nahavoa vato : teo ihany fa nievotra. [2.415 #3561, 2.653, 2.165]
Dikanteny frantsayBalle qui a frappé une pierre : elle était bien là mais elle a rebondi. [2.415 #3561]
Une balle qui a frappé une pierre: elle a touché, mais elle a rebondi. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des paroles qui frappent celui-là même qui les a proférées. [2.415 #3561]

Ohabolana 3Firinga mievotra ka mizahozahoalohan' ny mpanana. [2.558 #1164]

Ohabolana 4Lamba jiafotsy, ka intelo nasampina fa mievotra ihany. [2.558 #114]
Ny fihavanana aza ataonao toy ny jiafotsy: intelo asampina ka mievotra ihany. [2.165 #168]
Ny fihavanana toy ny lamba jiafotsy : intelo asampina ka mievotra ihany. [2.558 #2986]
Dikanteny frantsayQue votre amitié ne soit pas comme un lamba fait avec un tissu de raphia: on le met trois fois sur l' épaule, il retombe quand même. [2.165]

Fizahan-teny