Teny iditra (1/3) | 1 mifahana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahazo fahana, na zavatra entina mameno, entina mampandeha zavatra iray hafa: Efa mifahana tsara ve ny ombintsika? ~ Tsy mbola mifahana ny famantaranandroko, ny basy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] charged, as a gun, etc. 5 [1.7] loaded (of a gun); wound (of a clock) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être chargé (fusil); être remontée (horloge) |
Fototeny | 7 fahana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 mifahana |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] to be opposed to something, and thus, to resist. |
Fototeny | 15 fahana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 20 mifahàna |
Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifahana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3] |
Fototeny | 24 fahana |
Fivaditsoratra | 25 anafiham, fahamani, fanahamy, fanaiham, fimahana, hafanaim, hamafany, hamafina, hanafiam, hanamafy, hiafanam, ifahanam, mahafañy, mahafina, manafiha, mifahana, mifahàna, mifanaha, niafaham |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |