Teny iditra (1/3) | 1 mifahana |
Fototeny | 2 fahana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahazo fahana, na zavatra entina mameno, entina mampandeha zavatra iray hafa: Efa mifahana tsara ve ny ombintsika? ~ Tsy mbola mifahana ny famantaranandroko, ny basy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] charged, as a gun, etc. 6 [1.7] loaded (of a gun); wound (of a clock) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] être chargé (fusil); être remontée (horloge) |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 mifahana |
Fototeny | 13 fahana |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2] to be opposed to something, and thus, to resist. |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 20 mifahàna |
Fototeny | 21 fahana |
Sokajin-teny | 22 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifahana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.3] |
Fivaditsoratra | 25 anafiham, fahamani, fanahamy, fanaiham, fimahana, hafanaim, hamafany, hamafina, hanafiam, hanamafy, hiafanam, ifahanam, mahafañy, mahafina, manafiha, mifahana, mifahàna, mifanaha, niafaham |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |