Teny iditra | mifaka (faka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Maka faka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | prendre racine [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Teny iditra | mifaka (faka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] mandà [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | [Provincial] to contend, to argue [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mifakà (faka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifaka | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |