Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
mifampi
an
tso
(
an
tso
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Ohatra
1
Nikohona fanindroany ndeha hamaly Iabanindriana kanjo injany olona maromaro no nirodorodo tany alatrano nihiaka sady nitomany,
nifampiantso
tamin' ny feo feno tahotra sy nanoina tao indrakindrafana
[
2.5
]
2
Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay
mifampiantso
hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo;
[
2.996
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mifampiantso
, mifampiantson', mifampiantson-, mifampiantsom-
Ny lasa :
nifampiantso, nifampiantson', nifampiantson-, nifampiantsom-
Ny hoavy :
hifampiantso, hifampiantson', hifampiantson-, hifampiantsom-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20