|
|
|
|

Teny iditra1  mifampihinana ny manta sy ny masaka
Singan-teny  2  mifampihinana, manta, masaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fitokoavana  4  sakaiza [1.1]
Ohatra  5  Efa nahazatra ahy tsara à mpianakavy misy ny zaza, fa nifampihinana ny manta sy ny masaka izahay, ka tsy manahirana. [2.968]

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01