|
|
|
|

Teny iditra1  mifampihinana ny manta sy ny masaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fitokoavana  3  sakaiza [1.1]
Ohatra  4  [2.968] Efa nahazatra ahy tsara à mpianakavy misy ny zaza, fa nifampihinana ny manta sy ny masaka izahay, ka tsy manahirana.
Singan-teny  5  mifampihinana, manta, masaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01