Teny iditra mifampitsara (tsara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Koa aza mifampitsara intsony isika; [2.996]
2Ary indrindra indrindra, tsy maintsy voafehy tsara ny fizotran' ny raharaha satria olombelona no mifampitsara. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampitsara, mifampitsaran', mifampitsaran-, mifampitsaram-
Ny lasa : nifampitsara, nifampitsaran', nifampitsaran-, nifampitsaram-
Ny hoavy : hifampitsara, hifampitsaran', hifampitsaran-, hifampitsaram-

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14