Teny iditra (1/2) | 1 mifanasa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] 4 [2.47] échanger des invitations |
Ohatra |
5 [2.48] Ary dia mifanasa sy mifankatia ny vahoaka mandra-pahalany ny hena (La population échange des invitations et des manifestation d'amitié jusqu' à l' épuisement des viandes) 6 [2.996] Fanaon' ireo zanany ny mifamangy sy mifanasa amin' ny sakafo tsara samy amin' ny an' androny avy, ary naniraka hanasa ireo anabaviny telo vavy izy, hiara-mihinana sy misotro aminy. 7 [4.27] Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany. |
Fototeny | 8 asa |
Teny iditra (2/2) | 9 mifanasa |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.68] [Vezo]
Se laver mutuellement |
Fototeny | 12 sasa |
Fivaditsoratra | 13 fañamasy, manasafy, mifanasa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |