Teny iditra (1/2) | 1 mifandaka |
Fototeny | 2 daka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mifamely daka: Nifandaka Ibalita sy Isambilo Mifanohitra ohatra ny atsimo sy avaratra, mifanipaka: Mifandaka be ihany izany hevitrareo izany |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mifandaka io |
Teny iditra (2/2) | 10 mifandakà |
Fototeny | 11 daka |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifandaka [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 mandafika, mifandakà, mifandaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |