Fizahan-teny

Ohabolana : mifandaka

Ohabolana 1Toy fihavanan-jaza : raha miady, toa hifandaka ; fa raha mihavana, toa tsy hisaraka. [2.974 #427]
Toy ny fihavanan-jaza : miady toa tsy hiombona, ary raha mihavana toa tsy hisaraka. [2.558 #4279]
Toy ny fihavanan-jaza : raha miady, toa hifandaka ; fa raha mihavana, toa tsy hisaraka. [2.653 #3192]
Dikanteny frantsayAmitié d’enfants : la querelle semble aller jusqu’aux coups de pied; l’entente paraît sans retour. [2.974 #427]

Fizahan-teny