Teny iditra (1/2) | 1 mifandaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mifamely daka: Nifandaka Ibalita sy Isambilo Mifanohitra ohatra ny atsimo sy avaratra, mifanipaka: Mifandaka be ihany izany hevitrareo izany |
Fototeny | 4 daka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mifandaka io |
Teny iditra (2/2) | 10 mifandakà |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifandaka [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fototeny | 14 daka |
Fivaditsoratra | 15 mandafika, mifandaka, mifandakà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14 |
![]() |