|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifanena
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.107] se rencontrer réciproquement
Ohatra  5  [2.324] Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay.
6  [2.4] Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra.
7  [2.5] Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao?
Fototeny  8  tsena
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Lohateny  13  Firy no efa nifanena tamin' ny mpamosavy (Andrianjafy Michel)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mifanena io

Teny iditra (2/2)15  mifanenà
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3]
Fototeny  19  tsena

Fivaditsoratra  20  ifanenam, manefina, mifanena, mifanenà, niafenam

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/09