Teny iditra (1/2) | 1 mifanerasera |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mifampihaona matetika, mifampikasokasoka |
Ohatra |
4 [2.5] - Tsy mba tiako, hoy aho nampitahotra azy, ny mifanerasera amin' ny toerana nisehoan-java-mafy sy lehibe toy ireny. |
Fototeny | 5 serasera |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mifaneraserà |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanerasera [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fototeny | 14 serasera |
Fivaditsoratra | 15 ifaneraseram, mifaneraserà, mifanerasera |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |