Teny iditra mifanerasera (serasera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifampihaona matetika, mifampikasokasoka [1.1]
Ohatra - Tsy mba tiako, hoy aho nampitahotra azy, ny mifanerasera amin' ny toerana nisehoan-java-mafy sy lehibe toy ireny. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanerasera
Ny lasa : nifanerasera
Ny hoavy : hifanerasera
Filaza mandidy : mifanerase

Teny iditra mifaneraserà (serasera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanerasera [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20