Teny iditra mifanipaka (tsipaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitovy amin' ny mifandaka [Rajemisa 1985]
 voan'ny fanintona [SLP 1986]
Famaritana frantsay se convulsionner [SLP 1986]
Endriteny 
mifanipaka
nifanipaka
hifanipaka
mifanipaha
Ohatra Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko. [Andriamalala: Ranomasina, takila 65]

Teny iditra mifanipaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy tsy afaka miaraka [SLP 1986]
Famaritana frantsay incompatible, discordant [SLP 1986]
Sary 

2014/04/12