Teny iditra (1/2) | 1 mifanipaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 tsipaka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitovy amin' ny mifandaka 5 [1.13] voan'ny fanintona |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] se convulsionner |
Ohatra |
7 [2.471] Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko.
|
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mifanipaka |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.13] tsy afaka miaraka |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.13] incompatible, discordant |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 16 mifanapaky, 17 mifanipaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |