|
|
|
|

Teny iditra1  mifanohana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tohana
Fitokoavana  4  mifambomba [1.1]
5  miray hina [1.1]
Ohatra  6  [2.48] fa mifanohana ny manana sy ny tsy manana, ny tsy manana mividy aminy manana, ny manana mivarotra aminy tsy manana

Fivaditsoratra  7  mifanahona, mifanohana, nohafanaim, nohamafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21