Teny iditra mifanontany (ontany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 451)]
Endriteny 
mifanontany
mifanontany
hifanontany
Ohatra 
1Tsy mivola reo, tsy mifanontany : "Iha karamanao ino? [Gueunier: Contes, takila 60]
2Hianareo mifanontany ny amin' ny teniko hoe: Rahefa afaka kelikely, dia tsy hahita ahy intsony hianareo [Baiboly: 50.16.19]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/03