Teny iditra | 1 mifanontany |
Fototeny | 2 ontany |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] |
Ohatra |
5 Tsy mivola reo, tsy mifanontany : "Iha karamanao ino? [2.150] 6 Hianareo mifanontany ny amin' ny teniko hoe: Rahefa afaka kelikely, dia tsy hahita ahy intsony hianareo [2.996] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |